[Couplet 1]

Simba zah mpanjaka ny jungle

Simbazah feno égo nefa humble

Simba zah kara rebely congolais ny année 60

Simba kara tanindrazako tsy mety tafiakatra pente

Simba kara toe-tsaina n'olo avahizo

Simba kara namako t'à Tamatave maty voa tsatoka kiso

Simba zah Liona kara Shaka Zulu

Simba nisy fotoana kara Joyce Mena dia mbola mavita mijoro

‎Tsy mba naman'olo tia magnano coup bas

‎Tsy mba miala olo manana combat...

‎...matotra, miaritra mafy, leader no tsara arahina

‎Tamaga ipoirany masöva fa fanombohako fara-fiangana

‎Tady hovery anaty dédale indraindraika lalana tsy hita

‎Fa manana Zanahary na afaka 40 taona voa hotafita

‎Tsy maintsy tafita, satria efa zany voasoratra

‎Isanandro miady @fiainana fa fahafatesana tsy mampatahotra

‎Mamba zah mibata 24 alias Kobe

‎Talentako lalina sy midadasika mialà thalassophobie

‎Coeur de pirate karany Luffy sady misy coeur à la fête

‎Toujours lucide toujours calme anaty tempête

‎Na dia lehibe tanaty technologie ny bandy

‎fa sady lehibe tanaty tafasiry sy angano

‎Finaritry akory @nareo agny da aminareo agny akory aby

‎itoa e zafinao iababe angataky fafi-rano

‎(... Kabary fafi-rano...)