Released on February 4, 2022

Thumbnail

[Couplet - Spvce Chen]

Mampietsika tongotra

Tonga aho ny game misy sakoroka

Feno ny batterie, lasa amin'izay

Fa mbola milamina aloha f'aza korontanina

Io afaka korontaniko

Nanjavona aho, zalahy nomeko erintaona

Ohatran'ny ouragan indraindray mody calme

Vao mihetsika manimba ny herin-tsainy

Okay Okay

Tsisy ilako Merco

Izaho tsy aran'ny radar ohatran'i Hector

Sandry tsy miasa fa cerveau

Izaho dia tsy azon'i lerony ohatran'i vector

Izay aho fa niverina aza dia ahoana

Iza ilay niteny mafy tamin'i lisany

Midira tsy telo telo mbola tsy ampy

Mbola tsy nitrerona aho f'aza misitrika

Aty zao ny baolina f'amby misisika

Tsy omeko feat. ialahy f'aza misisika

Anh?

Sa mbola ampina?

Afaka manampy aho raha mbola mila

Manaraka akaiky ianao mbola liana

Raha tena jerena ianao mbola arina

Vitaiko rapide anstoy Mamaliza

Raha miseo ho gang ialahy mamalia

Aiko oe mankafy ialahy manaraha

Ajanony ny rap-nao fa mamarara

Hey

Voatsatoky ny antsy ialahy maratra

Voalakon'ny punch-ko mbola marary

Manjavona kely aho manomana tsara

Omeo dimy volana hiverina mafy


[Refrain - BRN]

Package, package

Anatin'ny game ialahy dead

Tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi-pop eh

Package, package

Mandona ny cokе dia kush eh

Fuego mi-lean purp, ialahy toa mi-rush nеfa tsy ampy vitesse


[Couplet - Spvce Chen]

Tonga ny Package

Anaty game, izahay zao ny badass

Anaty gang tsy misy mi-poucave

Tsy mi-bibi tsy mila mi-bedave

Voa mi-kick aho dia tonga dia mipetraha

Anh Anh

Tonga dia mipetraha

Ity mahafaty fa tsy ohatran'ny pétard

Tsy be resaka tonga dia mi-per-ta

Amin'ny tany ny loha no mipetaka

Hey

Vava misanaka

Raha mitsapa ialahy dia afa-baraka

Izaho sy ny rap aloha tsy afa-misaraka

S/o Fab's ny MC zanako

Alaiko ny vola fa ny ambiny zarao

Tsy mitovy aloha izaho sy ry zareo

Laza no ilaina ny ahy isana zéro

Kichta dia mi-sourire

Te ho voay nefa ohatran'ny souris

Maty ny prod. dia tairo f'asio RIP

Fa tsisy afa-bela eo f'iny ihany no assureko

Ny ato an-tsaiko mikozy oe "asio ireo"

Mitifitra anah aza maika f'assureo

Voa mitifitra eo izahay manko vita

Dia mintsana lisany, miverina zéro

Tsy ilaiko jerena

Ny any ambadika kobo oe mitsikera

Hita eny foana oe iza no tia kely

Laozan'ny taona ialahy ohatran'i Piqué

Frappenay célo

Latéral gauche izaho, ohatran'i Celo

Paw Paw dia vita ny série

Midira ny manaraka fa vita iny sera iny


[Refrain - BRN]

Package, package

Anatin'ny game ialahy dead

Tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi-pop eh

Package, package

Mandona ny coke dia kush eh

Fuego mi-lean purp, ialahy toa mi-rush nefa tsy ampy vitesse