[Bruits d'une radio]
[Nanté98]
Fa izao anh
[Kresnik]
Ahoana 'lty?
[Nanté98]
Mi-décolle tsika, dia midina any
Vonona tsara ialahy Spvce?
Fa ilay zoky any tsy fantatro oe iza
Fa lery vao mitapitapy dia ny ahy tonga dia charger-ko
[Kresnik]
Izay indray lesy ialahy
[Nanté98]
Kozy izany eh! Tsy fantatr'ialahy izay any
[Krenik]
Izay aloha eh
[Nanté98]
Izay Spvce ah
Piloteo tsara 'tsika
[Kresnik]
Fa andao hiala amin'izay zalah!
[Nanté98]
Andao!