HEADSHOT

By Spvce Chen

On SPACE X

Released on February 4, 2022

Thumbnail

[Couplet]

Headshot

Tairo midira aloha izay chaud

Headshot

Fuego Stud efa hainao izahay chaud

Izahay izao no lasa alavitra, hita taratra

Aleo hitanao maso fa izahay tsy hitantara ka

Eny ambony, eny antampon'Akaratra

Tapaka ny prod. dia ianao indray zao no manaraka

Hmm

Aza manarak'efa!

Bala eny antampon-doha izao no manraka eo

Itako ianao zao fa mirarak'ivy

Dia alaiko ny seza, fa miala teo!

Tsy atao tohatra aho, miala tsiny

Zay zao no henoiny nefa naratsiny

Tairo mitsangana raha mbola ampina

De asiko foana ny rap satria mbola tiany

Henoiko foana io raha mbola kiana

Mi-pose aho ny haters ataoko kirana

Hanenjika anah nefa tsy ampy kitrana

Zalahy vao miainga, izaho eny amin'ny kintana


[Pré-Refrain]

Wow, Bop

Hafa mintsy izaho eo amboniny

Lisany miady, izaho mijery eto ambony

Paw paw

Bala iray mipoaka hatramin'ny lohany

Headshot, vazo telo no any ampoto-tsofiny

Wow

Impiry efa niteny

Tsy mitsitsy izany izaho na mbola zandry kely

Impiry efa niteny

Raha te aharesy Spvce Chen atao kapiteny


[Refrain]

Headshot

Fuego stud efa hainao, izahay chaud

Tairo midira aloha ireo izay sahy

Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau

Hеy hey

Headshot

Fuego Stud еfa hainao izahay chaud

Tairo midira aloha ireo izay sahy

Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau


[Couplet]

Hafa mintsy ny deuxième couplet

Son illégal ohatran'ny bootleg

Manimba an'ireo ohatran'ny supplex

Tsy mandainga aho, tsy boto, tsy mody thug

Tonga aho dia misy bug

Dia ny ekipako manimba système

Fuego STD ny anay plug

Dia mazoto mi-kick aho na tsisy thème

Aiza toa tsisy intsony

Nanaratsy ireo, izao toa ao anaty DM

Arahako tsiky fotsiny

Mangataka feat. ialahy tsy ampy level

Feon'ny fandreseny ny anah ny réveil

Dia MC fako ny kaly maraina

Mandidy prod. aho ohatran'ny Kunai

Tsy mila apis aho fa vola no alaiko


[Pré-Refrain]

Wow, Bop

Hafa mintsy izaho eo amboniny

Lisany miady, izaho mijery eto ambony

Paw paw

Bala iray mipoaka hatramin'ny lohany

Headshot, vazo telo no any ampoto-tsofiny

Wow

Impiry efa niteny

Tsy mitsitsy izany izaho na mbola zandry kely

Impiry efa niteny

Raha te aharesy Spvce Chen atao kapiteny


[Refrain]

Headshot

Fuego stud efa hainao, izahay chaud

Tairo midira aloha ireo izay sahy

Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau

Hey hey

Headshot

Fuego Stud efa hainao izahay chaud

Tairo midira aloha ireo izay sahy

Efa eny ambony izahay mandeha vaisseau