Released on February 4, 2022

Thumbnail

[Couplet 1 - Spvce Chen]

Efa misy guetteurs eny ambany bat'

Fa ireo tsisy hazaka anay raha mba mibata

Fuego sy Hamishi anie no anaty daba

Ny game tsisy anay, ataonay mitapy

Fa tsisy maharesy

Efa lasa mpankafy ny mpanenjika

Firy ny MC natao nifanesy

Izay mivoaka frappes ohatran'i Mahrez

Miseo ho gang izay rehetra mivoaka eo

F'atao miala satroka izay rehetra mihaino anay

Efa ampy ny tambazaotra

Fa ny pochenay indray zao no fenonay

Hafa mintsy aho vao manao Drill

Efa iaraha-malala oe iza no "copie"

Vao milatsaka aho kobon'ny kil

Ireo toa mitovy daholo ohatran'ny sosies

Wow

Tairo souseo

Vao milatsaka be no mi-suicide

Ity ilay peuf' mbola anaty sachet

Feno anay ny north hatrany amin'ny southside

Tairo

Tairo souseo

Vao milatsaka be no mi-suicide

Ity ilay peuf' mbola anaty sachet

Feno anay ny north hatrany amin'ny southside

Tairo


[Refrain]

Blocka, bitch

Milatsaka aho, mirehatra ny cabine

Mazaka kiana

Eto ve misy mahazaka antsika?

Tonga de shoot, tsika tsy dia bе tatasika

Fuego, Hamishi

Fa izay tsy izy ampakao sisiny


[Couplet 2 - Zawa]

Je suis dans le bat', pété sous Euphon

Lе vice était caché entre ses pieds

Gérant du cartel, comme Zé Pequeno

Comme Zé Pequeno

Ils étaient pas là quand j'étais en bas en train de saigner

J'étais en train de saigner

Je garde mes distances, j'suis dans la mélo de l'âme

Si on se fait la mala c'est qu'on a des milliers

Des milliers de dollars en billets

Hey

C'est que de la frappe que tu sens les pieds

Que celui qui n'a jamais péché, vienne me lancer la première pierre

Quand la substance se mélange au miel

Nos matières grises en enfume

Autrement il n'en restera rien

Autrement il n'en restera rien

Nos matières grises en enfume

Autrement il n'en restera rien


[Refrain]

Blocka, bitch

Milatsaka aho, mirehatra ny cabine

Mazaka kiana

Eto ve misy mahazaka antsika?

Tonga de shoot, tsika tsy dia be tatasika

Fuego, Hamishi

Fa izay tsy izy ampakao sisiny

Blocka, bitch

Milatsaka aho, mirehatra ny cabine

Zay

Mazaka kiana

Eto ve misy mahazaka antsika?

Fume

Tonga de shoot, tsika tsy dia be tatasika

Fuego, Hamishi

Fa izay tsy izy ampakao sisiny