Released on August 16, 2025

Thumbnail

{Couplet 1]

Miodina Tanà ohatran'ny hoe afaka

Mi-combre amin'ny taxi mijery mpandalo sao dia mijabaka

Chantal manao sport na Johane lasa jejo

Efa resiny hono ny aretina dia hankafy amin'ny Lakan-jejo izy

Sarin'ny zanany en plein fond d'ecran

Anianiko, izaho lazainy espèce de con

Cancre mahay miaina sy mlalao cours des grands

Anaty fihetsika ny ahy ny charme fa ny tchatche no anaty son

Mbola miantso hono ilay vadiny taloha

Izahoo no akaikiny tsotsotra fa tsy afaka ao an-dohany

Ataovy ambany ny jiro dia tairo asio Nate Tex

Dia apisehoko azy ny donan'ny sativa sy sexe


[Refrain]

Sativa sy sexe, sativa sy sexe

Asehoko azy ny donan'ny sativa sy sex

Tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex

Tsy miantso anahy matetika no tsy mandefa SMS

Sativa sy sexe, sativa sy sexe

Asehoko azy ny donan'ny sativa sy sex

Tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex

Yeah

{Couplet 2]

Triste à lire, texte mandany andro

Tsy nahalina iry Metanire nefa mijanona ho malagasy

Mbola mitady an'izay mahasoa na ohatran'ny sarotra

Hatramin'izao mbola tsy voafehiko ny mahafinaritra

Izaho tanora mila mividy

Mila an'ilay matsiro be ny kaliko

Manompo an'ireo vahiny naka ankeriny an'ilay taniko

Bogosy kely ny sariko anaty phone an'i ra-sefo

Izaho mijanona ho feo an'ny lalana mi-represent ny faritra

Dina apin'ialahy daroka

Fa mbola misy mamany eo

Masika be ny lalàna hono fa mbola misy manala eo

Fiavina badin'Itaosy anatina tishaka oversize

Tairo mba asio pause fa reraka eo ialahy otherwise


[Refrain/Outro]

Sativa sy rap, sativa sy rap

Mba jereoo kely ny donan'ny sativa sy sex

Mila vazo tsara saria ny life-ko efa ratsy

Ny aty mirobaroba nefa moa lany vatsy

Brr

Yeah