Mitady ny marina ohatran'ny fanjaitra anaty mololo izy
Very dia zavatra hafa matoa mitady ronono
Produit contrebande ve itony ?
Ohatran'ny hoe OG kush anaty sac Eastpack
Ity lesy ny pocheton ako fofony
Vrai ny dope fa rehefa andavan'andro midaroka bona
Ny vola tsisy fa ohatran'ialahy ihany
Mitady biff mandava-taona
Ety amin'ny tavako ny vokatry ny taona
Tsy izahay no diso raha ny drogue miparitaritaka eny fona
Mila peace, mila piso kely ny boto ety
Tsy hoe n'importe qui
Fa ohatran'ny calibre an'ny sipa amin'ny Popeti
Kopy lety
Ny tru baiser-ko façon hétéro
Rima fraiche nefa izaho tsy Sub-Zero
Ity couplet ity omeko an'ialahy isany ilay mpanenjika lera
Mpanenjika vera na mpanenjika verte rehefa pause
Ny blaze-ny misy ghetto
Nefa tsisy mihaino azy ny boto ety amin'ny ghetto
Mi-gеste ho dokotera nefa vеto
Intro contrebande, projet top
Cuvée noir sy gros bedo
Zik de niche akia déso
Ity ilay prequelle, son fandefa amin'ny xender
Vavaky ny jiolahim-boto style Vybz Kartel
Eto amin'ny mic ohatran'ny mivahiny ao amin'ny Atomik
Ny prod style rova, toa may
Tsy artistique ohatran'i Stromae, fa mi-kick milay
Rehefa tsindrin'ialahy dia maka sisiny izahay
Izaho tsy hiady fa efa izy milay
Mareo le tige milay
Anaty line andao entiko any amin'ny Wonderful World
Conscient tsara na dia dizina izahay
Fa rehefa mamo boto tsisy azo noraisina
Tsy nampoizin'ialahy hoe kickage ranoray, ranoray, bitch
Tsy nampoizin'ialahy hoe kickage ranoray, ranoray, yeah
Grr