"On paie des impôts, non ? Donc on a droit à l’aide d’un [?] "

Tairo sucer-o tsisy nify, tsy diso aho raha vetaveta

Ni-kiffe aho dia ni-kiffe fa mbola navelany irery

Mitady an'ilay side chick relation libéré

Sur mihitsy tsin, ny andefi-mandriny hono carré

Mitovy ammin'ialahy ihany, mbola miandry fin du mois izaho

Misorà eto dago fa teraka tany Gaza

Mijery lafy tsara ohatran'ny mampiditra akanjo

Fianakaviana G mangina no manasa lamba

Ny life lakalaka dia izaho fatrapanaja

Tsy kobon'ialahy anaty nitsipa-doha laka-nitana

Artista sangany aho na dia tsy mahay glita ary

Raha tena tsy mino ialahy dia tairo asina feat ary

Yeah

Raffinée, mihaino mahatamana

Manja fa niavonako satria mihaino Rappa

Hira mora takatra ohatran'ny vidina sigara

Fafao anaty playlist aho rahah hira maka maro ny ao

Oooh Motherfucking punchliner

Vao mandalo izahay, maneno ny scanner

Ny manodidina ahy : hustler, scammer

Aty mahamenatra ny mikozikozy hoe rappeur


[Refrain/Outro]

Raha azoko natao my nigga reset

Ankoatran'ny manao rap tsisy dia zavatra aiko

Tsy hitan'ialahy anatina réseaux ohatran'i Nek

Mandeha tongotra aho tsy maintsy manao nike

Raha azoko natao my nigga reset

Ankoatran'ny manao rap tsisy dia zavatra aiko

Tsy hitan'ialahy anatina réseaux ohatran'i Nek

Mandeha tongotra aho tsy maintsy manao nike