[Couplet unique]
Manjaka tokana ao anaty rova feno fako
Amiko tsy tokony hisy mintsy ny tenin-dratsy
Tsy ny life no ratsy manko fa ny olona no fake
Dia aleoko mitady ny marina ao anatina big blunt
Gadra anatina pc, assiete dia fandriana
Casse tête ny miaina, matoa afaka pétrin
Cacedédi ny lainga
Tsy dia tia an'ireny faingafainga tanana tsika
Ialahy sy toka no St Ballantine'zs, bitch
Dia mandroso ihany aho fa tsy ho aiza
Ilay mivoka alahady mihitsy tsika style 15
Mi-trotte aho de mi-trotte, ohatran'i Kougar sy Lobo
Fa ny fiara tsy ahitana na efa vita sinoa
Sotroko ihany fa fetiko androany, dia rahampitso koa
Fatatro fa iray no hanavotra anahy anatin'ny folo
Mbola miasa dada manenjika an'ilay hapiness
Fa aza omena tsiny aho raha indraindray tsika tonga amin'ny folo
Piso kely, misy fotoana aho mety ho diso kely
Fa fiainana izany
Tadidio fa tsy fitaratra i dada
Fa manoro an'ialahy ny lalana fotsiny
Dia anjaran'ialahy avy eo no manao ny tohiny
Tsisy theme ny vazo
Mi-rap fa tsy mi-vibe
Iry lerony no tsisy teub dia izahay forcer-ny tsy hi-baise
Iry lerony no te hatory dia izahay no forcer-ny tsy hi-teuf
Iry lerony no lasa adala izahay no forcer-ny tsy hi-zeub
Koboy anatina bar, koboy anatina pub
Vokatry ny vanim-potoana, Tanà mi-represent
Maloto oharan'ny street ny saina, rеpresent
Efa zatra miara-dalana ammina re-fré fakе, yeah
Efa zatra mikapoka face b
Efa zatra mody mitapy rehefa misy tass-pé
Style Jick Saww, matelot fa tsy kapiteny
Rehefa mi-rap aho yst capteny
Manjaka miadana ao anaty rova feno ngejy, izay no laverita
Rahoviana tsika ary vao ho tonga any
Style Booba, 50 cent
Balz mi-represent ny boto mila represent
Tsy ao anaty liste, fa andevon'ny capitalisme
Tsisy teraka mitovy zo eto Antananarivo
Dia mila God, mila biff, mila gri-gri
Ohatran'ny CLA lesy ny aty mbola mitady peace
Manjaka miadana ao anaty rova feno ngejy, izay no laverita
Rahoviana tsika ary vao ho tonga any
Style Booba, 50 cent
Balz mi-represent ny boto mila represent
Tsy ao anaty liste, fa andevon'ny capitalisme
Tsisy teraka mitovy zo eto Antananarivo
Dia mila God, mila biff, mila gri-gri
Ohatran'ny CLA lesy ny aty mbola mitady peace
Yeah