[Hook]

REST IN POWER OTRN OE PAC

OUSSAMA LE MGUETTE 2 TOURS

OTRN C.J AMBONY JET PACK

MISIDINA AMBONY NEFA VAUTOUR

REVY NATOMBOKO H@TALLAC

BORD DE FLEUVE MISSISSIPI DONC ZA TSY ATORO...

LIFE OHATRAN'NY OE MISAVA HAO ANATINA VOLONA KALANORO

Tô kobon'ny taona iany ny visage

Manomboka mihisaka ny apis aanh

Partie otrn @ sausage, ny lifeko voafehin'ilay "Durag" an'i Isha...

Tsy manaitra ny kiboko tsony pizza

Hiandry an'i Baby ambant ora-mikija ah

Na ny foko ary...efa potika otrn nanjo an'ny vam an'ny ex an'i Vitaa..

Karakarao ny zaza fa kobonao ny sain'olombelona tena tia raha....

Samy anantanteraka nofy, Iny lalana iny difitra pirate....feno mpirafy...eny amoron-dalana eny ve no hiady?

Tsisy miova fa androany omaly, pote adva, mivadibadika otrn Lacroix...

Very izy de rap no mba nataony boussole

Alaviro azy hono ny vera sy picole

Anaty fihovana otrn Roi Piccolo...

Tsy anaty ring tsony f'anaty colisée...zay aza terena oe maitre erik b...

Rakim wu tang na lil kim...2pac na biggy....generation texte feno bibi...

Tsy misaraka otrn poto sy ny pipi.....aleoko miisaka fa reny ny peww weww...

Stud avec oim fin aventure...

De mkick ah....manaraka ny onjanzalah lindnakika...potté fa tsy pickels....

A 2 doigt ivika ah de nеkizy sy rabofy sisa iakinako....ny androany sahaniko fa ny radem tsitako.....

Ze vitany de vitako...fa vitany ny vitako vе? mievitra izy oe zakany am sioka hono ny sipako...

Manindry ny game am convicton despo rutti...balz headed goat mc...bitchhhh

Resy izy fa nitraka ze life ve no ambabo ah...

Vola de mioraka be otrn oe babouin....ialao f'ho sepotra ao anatinio vagin io elah