[Venhom NGB]

Maso revolver vonona hitifitra anivo ny maso fa tsy fo kara an'i Lavoine

Feno Bro bro, mon frère, zah tsy tia mifikitra satria lamba ivelany tsy maha moine

Tanana am-posy kara Debouze, cara de lose myself in sympathy, fa tsy tiako le tantanina

Na hitanao mitsiky tsika mailomailo dia miekelikely maso fa tsy oe dizina sy fanimpanina

Ayoo

Tsy solitaire fa mysterieux

Mahay miara-miaina fa mahaiza sérieux

Ialagna @rôra mantsilagny de nanisy carapace zany new resolution nanomboka zah 22

Satria

Kô magnomia lamosina hovotsatoka

Fa zah

Vonona hagnomia tosika anao Dia

Aza

Amiagna tsiny aza raisinao perso

Fa na t@ mbola kely ni-balance seul @ berceau

Une deux, hohita eo io teo nangany fa mba mahay mamaly

Nanignenany sentimental

Zao ataoko tsy hitany 'lay avy ambany

Une deux, hohita eo fa takeo nomby mafy @fitiavandrahany

Zao safidiany tsara olo iarahany

Life hainao fa may amin-atany


[Balz]


[Hook]

Tia mi s'adapte tia mitsikitsiky...tsy ms'attarde amna fake nigga...

This old version of me...efa out of date fa delete it...mkozy donpar mikozy merci....

Tsy miseoseo amla oe mc...si si.. fijery sombre otrn ice cube..

Ento any @ paradisa f'efa leo itaosy

Farany sisa fa rapitso ah stop

Anatiny fankafizana ah no saika arinao

Kopy ah tsy niteny mitohy ny kilalao...bitchh

Faciès ice cubex2...anti tchatcheur..anti succubes....formidable izy vo maazo 1 vera...

D'otrn oe kobony ery zato future

Nefa tsisy akory zanyx2...sainy to mainty otrn solontany ...mainty otrn coca sotroiny....

Efa tady ho tapitra ny compte à rebours....yeah

Te hanka...fia ah fa tsy fidiny ah ny tokony hi bouge....ny tokony hi moov

Ny fofona trondro ny anaty bus...mapte andoha ah mapte ifoka sigara

Tsy afaka am bavany ny anaran'ny akist

Arakarao fa ny ahy tsy misy tracklist

Fitiavako anao aseho eto fa tsy parsi

Yeahx3

Tia mi s'adapte tia mitsikitsiky...tsy ms'attarde amna fake nigga...this old version of me...

Efa out of date fa delete it...mkozy donpar mikozy merci....tsy miseoseo amla oe mc...si si..

Fijery sombre otrn ice cube..


[Venhom NGB]

Une deux, hohita eo fa takeo nomby mafy @fitiavandrahany

Zao safidiany tsara olo iarahany

Life hainao fa may amin-atany