[Hook]

Mijanona ho real tsy any anaty sofona foza...sotomin'ny fofona douzy....

Efa miotra ny twenty fa mbola lavitry ny olona niova...

Niafarany nifoka news iany...niseho mafy fa lefy ny heriny otrn yakuza...

Daika otrn bean nifanena tam susan..

Jereo fa aty ny pouvoir eto am mic

Gestu kaaris tam goulag...

Rabofy iany no tsy miaiky oa...

De tairo mba oento mande any alavitra any ah...

De ra misy manenjika aleo reny idepasse any

Fa ny rapko oentiko hatrany anaty graveyard

Aleoko mrap be satria zah tsy mandihy...style alpha...Tsisy aiko akotrn afindrafindrao...

Ambony prodnra inokim otrotrzao ny kalitao...bitch

Avy ny gojo ra ifanao am toji....

Ny tena mrap to tsisy...texte bomboclat jiaby

Msmoke sady mikaly style samy sy scooby

BALZ ny blaze......mbola tsy niova

Tsy mety reraka mitady vola

Tsy te hiresaka amla tsony

Mifoka sigara mieno gasikara an’i mafonja...

Tsy te haheno debat an'i gasikara na ny mikasika fon'i pragya...ny mety hahavonjy ah notif paypal...

Fa tsy ny bogossité an’i dida na ny dihy vodin'i naly abdala...

De ra tohana izy tеneno oe rap iany ty ataoko ty...tampotampoka ny sortie an projеt..

Tsy mila ny rafitra anlisany ah refa koboko oe mrap tsara....life mlay anaty di-tongotra fa ny hoavy 4k