Miverina ndray ny maraina (bitch)...efa miotra ny twenty de tsy maazo malaina...
Iza no entina an ditra anio de iza nsafosafoko...
Maka aina kely de mitsanga amle veuch msavovona...midina ah de misasa tava mijery ranomafana sotroina...
De aveo miakatra mgratte 2 coups...omaly efa trop ny revy nefa mbola debout, fona...
Code (tac tac) d'efa mande ny vazo @ phone...yes
Tsy copie anle te ho jiolamboton'i raboussa...fa ny lifeko otrzay ftsn...
Tsy faly elah de fafao...tsy mampietsi bolomaso ahy akory... ny blemako vola sy ny fomba hitondrako ny couplako...
Dezo ra nisaraka tsika tsy fatina foza no oentiko am rabofy...na ny tof'nao fb ary tsy azoko aseho...de ny niafarany ny fiarahana no H.S
Tamzany fafinaretana ho an'ny phallus ftsn no notediaviko kia anh
[Hook]
BALZ...lavitry ny mc FZ...mijanona ho rimeur d'elite...
Tsara testеnlisany...mahay manidina ah na mfuck r. Kelly ary (i can fly)
Miverina ndray ny hariva..be mistakе fa alive ah....arivolahy tsy maty 1 andro...
Mbola tsy natao cible ah de isaorako ny lanitra...mandeha tsisy ahiahy ety @ faritra
Tonga ao ambovo msalut an'i mama.. mijery kaly de ms'amuse,miaraka @ reo fianakams...
Araraotiko de mbola mitaps eto everyday...ny faniriko iaraka amiko reo mandrakizay...fa tsy za no mandidy
Ny life mangidy fa za misotro toka de tsy mcredy...anatina dinika otrn ry Mendev...
Efa sevaseva ny boy nefa nivoady tsy irevy tsony...otrotrzay ny train de vie an'ny tanora eto...
Touché coulé...ra maty ah ento any am paradisan'i Coolio...any ah afaka matimaty am zouly...
Na 5 na 10....eto am mic mandoro zah...otrn kanijah an 16 ans..