Released on December 24, 2025

Thumbnail

BANKAI : HO-TOAVINA

Tsy mila maka flow anah rasta

Kickage tsotra dia mahalaza azy tsara

"T'es un bon" ozy ny fr

Zandry nihaino TIME B.O.M.B

Tsy variana m'drip ohatran'i Jeneraly Baomba

Miasa mafy ohatrany chong

Mbola anaty marathon hibattre sa hikrôsy?

Ny rap sy ny habehako manakaiky an'i Rick Ross

Namana io manahirana ozizy Jean Rigo

Fa zay tsy miova

Ohatrany gedan'i Toni Kroos

Mbola rare noho ny 187 Ankatso zay ,ny vava bazooka tsy 47 AK

Aza afangaro mihitsy ny gâteau sy ny caca

Matoa misy son de merde feno scatophile

Découpe à la Kill Bill

Rappeur ohatrany Killer Bee

,Ho-Toavina

Aza miresaka aty raha hoe mainty be ny hoho tanana

Tsy mpanao agro nefa maro vokatra hotazana

2026 maro vokatra ho tazana

Sans pression

Ohatrany hoe Lamine Yamal

Mitsotsotra be rehefa avy miasa

Asiana Bière à pression ao anaty girafe

Style Assassin's Creed masahy misaoty ny

Iza no mrap noho ny Double G?

Manavakavaka ah tsy mampiditra dondrona aty

Boy

Tsy mamoaka raha tsy dope ny aty

GEAR 5 : MC HOPE

Ananay ny Code efa latsapaka anaty ny ADN ako

Rima map-fly otrany kérosène

Lalaoviko ny penina dia fuck ny topline

Ataovy akapela dia hitatsika eo ze mitaingina

Aza menatra manantona fa sô misy kiffena

Tsy technique tsony fefa sophistiqué

Tsy anabavinao fa sofonao ny exciteko

Zay nitondra laxatif hoany Mc constipé

Sokafoo ny maso tandremo sode raiky-ta

Timing rahateo commence efa manaikitra

Ny olona efa mioraka dia zay vao taitra lah

Ny elanelan-tsika efa misy kilomètres ahh

Tsy hoe tsy mino an’Andriamanitra A ra tsy mandeha église

Ny lalana malama za matahotra hi-bilisatra

Olombelona no resaka fa tsy hoe Android

Tsy matoky an’iza n’iza zay ny tena mety ndrindra

Mbola Hip Hop ny aty, tsy mety tapitra ny stock de rimes

Fuck ny parachute tsy matahotra misoty ny aty

Double G tsisy hafatsy hoe rappeur gold aki

Yeah, Efa zatra ataony life à 4pattes

Mandeha bus ambohitrinimanga fa tsy mbola avec 4x4

Ho an’ireo malalatsaina fa tsy ho any saina tsy mi capte

Leo fiainana hustler fa te hiaina normal

Tsy mamoka ratsy Dope

KAMEHA : BALZ

Ra mitady mangatsika nju midira anaty foko.. tsy mahita seza de avy eto ampofoko...

Joko miha solanga sa solanga miha joko

Trop malala fomba na lazainao fa mpifoka

Tokam-po otrn siny ..tokony oe hajaina ah

Littérature cute sa littérature boto

Hitsoka ny labozian'ny faha telopolo taona

Varina amna revy sy mozika tsisy fotony

Mrap oanze mihaino sy maazo ny lyrics

Zah tsy Obélix fa manana idée fixe

Za tsy mpaka sary nefa misy objectif

Ny tempo ako gaigy fa tsy tin'ny tif a tif

Mikisaka elah norm ny ghetto mamay

Moov bitch...get out the way

Moov bitch...get out the way

Aloavy ny vola f'aza apina ny delai

Anatina fiarovana tsy liana fanafihana aty...fahatsiarovana fa tsy mifikitra am zavatra aki....tia mivelona am sabatra ery....d'aveo mialona mijery ny olona sambatra ery.....

Cerbère a trois tête....banque, media, politique....aza endrasana ah tsy poly ny aty..

Ny kolontsaina tsy ho faty na de colt 7 no indray mshoot...tsy mamoka raha tsy dope ny aty...