Fiaian'iza...no ho sombain’toi fanahy iniana...
Fa nanin anao izy no refa mandalo mietsika ny fanahiana..
Mama mia .ny eto @ ville misy toe tsaina efa ambanin'ny faladia...Happy apina fona na de dead ary...
Fa rapitso, efa hiova f'enao aza manahy piso....ra pupute...efa tsy any tsony ah , na britney spears ary
Na le skills ary tena koboko oe ao...na le fitsikiny ary matonga ah manaonao foana..
Omeo 10 ah f’efa afako ny exam am roa volana ra prof ah...prestation bien otrn zoky christophe am tantara...
Efa lavitra anle epoque nieno tararararata...
Ho tratrako ary ve ny tanjoko ra higafy ah amzao....indray andro any ah ve hanidina style alson...
Eto ah mflex f'otranlah iany argent dans la tête....badass otrn trejo am machete eto @ mic
Carapuce....maivandanja iany ra oariko am salameche...tsy miova hevitra otrn lacroix otrn priеre vers la Mecquе...
Le poucave reny fuck badamenaaa...abela nvonon'i kaina...zao ny taranany miferon'aina...maro loko ah fa tsy drapeau arc en ciel.....
Trop hip-hop fa tsy art contemporain...tsy le mcredit pour rien akotrn'oe anana ny loka...
Refa leo ny teny teny fona anlisany ah de mieno rock na lolo and co
[Hook]
Contrebande iz come anaty playlistx3
Ny theme street vody fuck police
Efa voky izy fa tsy fony tsika atavy...tsisy iteny azy tsony oe parton anay olona tsara....
Mkiff ela de mpique aveo koboko okotra tsara....efa miohaka otrn debut an'ny new jack...city
Life, artistique....ny fiainako otrn oe etsy ambojatovo no manao picnic...
Kobontoi ny context (si si)
Ra tany anaty dc ah lany suicide squad....ra tany ambanivolo ah le tsy nazaka angady de nitady fika anaovana exode rural...sad sad sad...
Zany ny toe tsaina eto @ tanana..de tsy aiko?