[Balz]


[Hook]

Aza de tsaraina... na maka lagy ary aza atao... satria za malaina...

Fanasa vangy aminao maraina..... ataovy ao an tsaina...

Hoe tiko enao na ndraindray to malasa saina... so de mba assassin?

Ka ra misy hafa any... hinoy ah tsitako izy atreto....

Fa ato ny katana.... radem izy raisina am baguette... fa mety blague iany zany... fa tsy kobox2

Tsy vitan'ny bibidibabidi boo.... vo mety ny sera...

Sora king size.... tezitra boo boo....

Anaty scobidou izy manja otrn sipanlah avec force doudoune...

Alavitra izy d'efa omeko coucou...

Tsy tia poule mouillé tsony izy miketrika ah mitady vola...

Esquiveko lou vo mikozy oe rovina ny vody ondry... que du luxe pour toi...

Te ho lasa mpisera solontany ah que pour toi... matikambo anaty resto alefako ny pourboir....

Refa cougar njy mbola tiko iany...entiko fastfood na mitandrina taille....

Nenrlerony salto nena tuc anh......ny bae ako mi alimente ny freestyle ako...

Otrn oe zah no mrap tsisy theme

Le peace ntadiaviako teto.... koboko...

Eo tratrany otrn collier 24 carat omeko azy amzany....

Tony kou mitata ozizy rbory.....

Mety oe tsisy profo ah mitory ngamba? tsisy kozy zay anaty soirée mandihy samba...


[Khym's Ogami]

Milongonlongy ndray ndrie nefa vomay ansayy

Zah romantique tsika afaka mihaino zay raha tindrie

Raha tsy en ligne ah mety hoe ao andakozy

Ny princesse mila vokisana amzay tsy dia kizitina

Ndrie efa madamako, tsisy tsy kopy amzany

Sakaiza tsy foko ny tanako refa andron'ny ramadana ( mody atao anzany)

Miaraka aminah tsisy fandrarana

Akotran'ny hoe tsy mahazo mampirafy afaka atondrie ny adalana sasany

Aleo azava

Raha tia ah mila mazaka

Ny life tsy votery Côtelette fa ndraindray kou rô-mazava

Refa reraka avy mikandra ah

Mila maheno le oh my god

Ndrie le sesiliko antanio an'i Oladad

Aza jerena ny phone'ko fa ny foko jerena fa zah kamo be

Efa enao zao ny diso fa zah no désolé

Efa atoko story, efa atao milay ny pseudo

Efa miseraka andrie mintsy zah aty am studio dia inona ihany